(C) Global Voices
This story was originally published by Global Voices and is unaltered.
. . . . . . . . . .
Voarara tany Rosia ilay hira mitondra ny lohateny hoe ‘Ampiteraho zaza 1000 aho’ [1]
['Daria Dergacheva']
Date: 2024-12-06
Noraràn'ny Rosiana Roskomnadzor mpanara-maso ny sivana ilay hiran'ny tarika Pornofilmy hoe “Miteraha zaza 1000 ho ahy”. Voarara tamin'ny herintaona ihany koa ny hira iray hafa nataon'ny tarika, “This Will Pass” (Hisinda izany).
Navoaka tamin'ny Martsa 2016 tao anatin'ny rakikira “Russian Dream. Part II” io hira “Rodi mne 1000 detey” (“Miteraha zaza 1000 ho ahy”) io. Toy izao ny tononkira ao anatiny:
Give birth to 1000 children for me. Give each of them a name — soldier. Our president will send them to die — to shoot in Donbas.
[END]
---
[1] Url:
https://mg.globalvoices.org/2024/12/06/171766/
Published and (C) by Global Voices
Content appears here under this condition or license:
https://globalvoices.org/about/global-voices-attribution-policy/.
via Magical.Fish Gopher News Feeds:
gopher://magical.fish/1/feeds/news/globalvoices/