(C) Global Voices
This story was originally published by Global Voices and is unaltered.
. . . . . . . . . .
Fifidianana solontenan'ny Volantera ao amin'ny Biraon'ny Filankevi-Pitantanana GV 2023: Ny kandidà Reda Harbi [1]
['Reda Harbi']
Date: 2023-04-13
Tonian-dahatsoratra, mpanoratra ary mpikatroka politika ao Alzeria Reda Harbi. Nahazo mari-pahaizana master 02 momba ny siansa politika momba ny fiarovana, ny fifandraisana ivelany, fianarana ara-piarovana sy stratejika tao amin'ny Fakiolten'ny Siansa Politika ao Constantine izy. Teraka tany Alzeria i Reda ary nankafy politika iraisampirenena, ny zon'olombelona ary ny toekarena, nanatevin-daharana ny Global Voices tamin'ny taona 2021.
Nasaina hamaly ireo fanontaniana hita etsy ambany avokoa ireo kandidà rehetra amin'ny fifidianana ho biraon'ny filankevi-pitantanana 2023. Aza misalasala manontany zavatra fanampiny amin'i Reda ao amin'ny faritra fanehoan-kevitra eo ambanin'ny lahatsoratra teny anglisy!
La capacité de bien représenter la communauté des bénévoles de GV et pouvoir exprimer les préoccupations des bénévoles.
Je fais partie de GV depuis 2021 et je suis aussi journaliste rédacteur dans le pays ou je réside.
Hatramin'ny taona 2021 no naha-GVer ahy ary mpanao gazety tonian-dahatsoratra ao amin'ny firenena misy ahy ihany koa aho.
Les principales priorités de GV en tant qu’organisations, c’est de faire entendre la voix des personnes et des populations qui sont dans des zones reculées.
Ny laharam-pahamehan'ny GV amin'ny maha-fikambanana azy dia ny hampanakoako ny feon'ireo olona sy mponina any amin'ny faritra saro-dalana sy lavi-pifandraisana.
C’est la façon dont nous pouvons utiliser les médias pour développer des histoires et aussi aider des populations en donnant la voix a leur mal être.
Aider et voir d'autres idées et aussi d’autres cultures et avoir une expérience dans cette diversité culturelle.
[END]
---
[1] Url:
https://mg.globalvoices.org/2023/04/13/163722/
Published and (C) by Global Voices
Content appears here under this condition or license:
https://globalvoices.org/about/global-voices-attribution-policy/.
via Magical.Fish Gopher News Feeds:
gopher://magical.fish/1/feeds/news/globalvoices/