(C) Global Voices
This story was originally published by Global Voices and is unaltered.
. . . . . . . . . .



Fifidianana solontenan'ny Volantera ao amin'ny Biraon'ny Filankevi-Pitantanana GV 2023: Ny kandidà Alex Esenler [1]

['Alexandra Esenler']

Date: 2023-04-05

Alex Esenler dia manoritsoritra ny tenany ho mpankafy fatratra ny angon-drakitra (lahatahiry) sy ny tobin'angon-drakitra (tobin-dahatahiry) avy amin'ny zo ankihy/zon'olombelona sy sehatry ny fifandraisana. Niasa tao amin'ny Sekolin'i Annenberg ho amin'ny Serasera tao amin'ny Oniversiten'i Pennsylvania i Alex teo aloha ary mpandrindra ny Civic Media Observatory ato amin'ny Global Voices nanomboka tamin'ny taona 2020 ka hatramin'ny fiandohan'ny taona 2022. Tale lefitra ao amin'ny OpenArchive izy amin'izao fotoana izao. Avy any Montréal, Canada, sy Vermont, Etazonia, i Alex, ary any amin’ny fanjakan’i New York Andrefana (amin’ny alalan’i Philadelphia sy Chicago) izy amin'izao fotoana izao.

Nasaina hamaly ireo fanontaniana hita etsy ambany avokoa ireo kandidà rehetra amin'ny fifidianana ho biraon'ny filankevi-pitantanana 2023. Aza misalasala manontany zavatra fanampiny amin'i Alex ao amin'ny faritra fanehoan-kevitra eo ambanin'ny lahatsoratra teny anglisy!



The ability to represent the GV community, particularly the volunteers who make GV such a unique organization. Connecting with GV community members on a deeper level and continuing to promote GV’s amazing work also thoroughly appeals to me!

A GVer since 2020, I’ve had the chance to work with the newsroom, Advox, Rising Voices, and the Civic Media Observatory project. Through this and my past/current work in the human/digital rights space, I can offer GV my project management, operations, and grant-seeking expertise as well as connect GV to activists, human rights defenders, and other like-minded orgs globally.

Looking ahead, I believe GV’s priorities should be: 1) foster as supportive and empathetic an environment for volunteers and contractors as possible; 2) continue to seek projects that offer paid opportunities for the GV community; and 3) refine strategies for finding new and maintaining current audiences for our unique work (through socials, sharing on other listservs, attending conferences/events).

I will always have a special place in my heart for Global Voices’ Civic Media Observatory (CMO), especially since its methods and outputs have touched all aspects of GV (the newsroom, Rising Voices, Advox, and Lingua).

Inona no tianao ho azo avy amin'ny fandalovana hanao servisy ao amin'ny biraon'ny FiPi ity, na amin'ny lafiny matihanina na ho anao manokana?

I’d like to have the opportunity to engage with the GV volunteer community in a deeper way, continue to connect with the diverse group of people within the GV network, and find ways to use my skills to make GV as strong and healthy a community/org as possible.

Te hanana hirika hifaneraserana amin'ny vondrom-piarahamonin'ny volantera an-tsitrapo ao amin'ny GV amin'ny fomba lalina kokoa aho, hanohy hifandray amin'ireo vondron'olona samihafa ao anatin'ny tambajotra GV, ary hitady fomba hampiasana ny fahaizako mba hahatonga ny GV ho toy ny vondrom-piarahamonina/fikambanana matanjaka sy tomady araka izay azo atao.

Ahoana no handrindranao ny servisy ataonao ao amin'ny biraon'ny FiPi amin'ireo adidy aman'andraikitrao manokana sy amin'ny asanao matihanina any an-kafa?

I’ve been very conscious about only committing to activities I can and prepared to dedicate proper attention. With this said, I am always happy to make time for Global Voices. Practically, I am someone who is super organized (talk to me about my Airtables). As my current full-time work at OpenArchive overlaps with the spaces GV is active in, I’ll be able to promote and represent GV at events/conferences and keep an eye out for other opportunities.

Mahatsapa tena tena tanteraka aho amin'ny fanaovana fotsiny ireo asa aman-draharaha azoko vitaina sy iomanana hanokanana ny fifantohana sahaza. Raha milaza izany aho, dia faly mandrakariva manokana fotoana ho an'ny Global Voices. Amin'ny lafiny pratika, olona tena tia mandamina fatratra aho (resaho amiko ny momba ny Airtables-ko). Satria mifampiditra amin'ireo sehatra mampavitrika ny GV ny asako feno ao amin'ny OpenArchive, dia azoko hatao ny hampiroborobo sy hisolo tena ny GV amin'ny lanonana/fihaonambe sy hahay hijery ireo hirika hafa (azo idirana).

Inona no fomba fiasa hampiasainao hirobohana sy hihainoana ny vondrom-piarahamonina mba hisoloana tena azy ireo amim-pahombiazana eo amin'ny sehatry ny biraon'ny FiPi?

I’m someone who, for better or worse, is typically always online. I find the GV Slack and listserv very useful, however, I’m also active on Signal and WhatsApp for people who prefer reaching out on those platforms. I believe it is also important to be proactive in engaging with the community around key meeting times (e.g. board meetings, and council meetings). Using forms or polls where the community can anonymously give feedback/thoughts on issues or concerns could be especially useful at these times.

[END]
---
[1] Url: https://mg.globalvoices.org/2023/04/05/163600/

Published and (C) by Global Voices
Content appears here under this condition or license: https://globalvoices.org/about/global-voices-attribution-policy/.

via Magical.Fish Gopher News Feeds:
gopher://magical.fish/1/feeds/news/globalvoices/